Nous croyons en un seul Dieu, le Père tout-puissant, créateur du ciel et de la terre, de toutes les choses visibles et invisibles.


Nous croyons en un seul Seigneur, Jésus-Christ, le Fils unique de Dieu, né du Père avant tous les siècles, Dieu venu de Dieu, lumière issu de la lumière, vrai Dieu issu du vrai Dieu, engendré et non créé, d'une même substance que le Père et par qui tout a été fait ; qui pour nous les hommes et pour notre salut, est descendu des cieux et s'est incarné par le Saint- Esprit dans la vierge Marie et a été fait homme. Il a été crucifié pour nous sous Ponce-Pilate, il a souffert et il a été mis au tombeau ; il est ressuscité des morts le troisième jour, conformément aux Écritures; il est monté aux cieux où il siège à la droite du Père. De là, il reviendra dans la gloire pour juger les vivants et les morts, et son règne n'aura pas de fin.


Nous croyons en l'Esprit-Saint, qui règne et qui donne la vie, qui procède du Père, qui a parlé par les Prophètes, qui avec le Père et le Fils est adoré et glorifié ;


Nous croyons une seule Église, sainte, catholique et apostolique.


Nous confessons un seul baptême pour la rémission des péchés ; nous attendons la résurrection des morts et la vie du monde à venir.
Amen.

 

Isika mino an’ Andriamanitra Iray, Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany, ary ny zavatra rehetra na hita na tsy hita.

Ary an’ i Jesoa Kristy Tompo Iray, Zananilahy Tokan’Andriamanitra, nateraky ny Rainy talohan’ izao rehetra izao, ny Mazava avy amin’ny Mazava. Andriamanitra tokoa avy amin’Andriamanitra, nateraka fa tsy natao, miray amin’ny Ray ny zavatra rehatra: Izy no nahariana izao tontolo izao. Noho ny amintsika olombelona sady ho famonjena antsika dia nidina avy tany an-danitra Izy, ary nataon’ny Fanahy Masina nofo avy tamin’ i Maria Virijiny, dia tonga olona Izy. Nohomboana teo amin’ny hazo fijaliana ho fanavotana antsika tamin’ny nanapahan’ i Potio Pilato Izy. Nijaly Izy ka nalevina. Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo araka izay voasoratra Izy. Niakatra ho any an-danitra Izy, ary mipetraka eo an-tanana ankavanan’ny Ray. Avy any no hiaviany, indray amin’ny voninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary mandrakizay ny fanjakany.


Isika mino ny Fanahy Masina, Tompo sady mpanome aina, Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka ka itsaohana sy ankalazaina miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka. Izy dia niteny tamin’ny vavan’ny mpaminany.


Isika mino ny Fiangonana iray, miorina amin’ny fanambaran’ny Apostoly ary manerana izao tontolo izao.


Isika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka sady manantena ny fitsanganan’ny maty ary ny fiainana mandrakizay.
Amena.

«
»
Aller au haut
change background image color
JSN Boot template designed by JoomlaShine.com