Je crois en Dieu, le Père tout-puissant, Créateur du ciel et de la terre.
Et en Jésus Christ, son Fils unique, notre Seigneur ;
qui a été conçu du Saint Esprit, est né de la Vierge Marie,
a souffert sous Ponce Pilate, a été crucifié,
est mort et a été enseveli, est descendu aux enfers ;
le troisième jour est ressuscité des morts,
est monté aux cieux, est assis à la droite de Dieu le Père tout-puissant, d’où il viendra juger les vivants et les morts.
Je crois en l’Esprit Saint, à la sainte Église universelle, à la communion des saints,
à la rémission des péchés, à la résurrection de la chair, à la vie éternelle.
Amen

Mino an’ Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho.
Ary mino an’ i Jesoa Kristy Zananilahy Tokana Tompontsika,
izay notorontoronina tamin’ ny Fanahy Masina, naterak’ i Maria Virjiny,
nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ ny hazo fijaliana,
maty ka nalevina, nidina tany amin'ny fiainan- tsy hita,
nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,
niakatra ho any an-danitra, mipetraka eo an- kavanan’ Andriamanitra Ray Tsitoha, avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty.
Mino ny Fanahy Masina aho, ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao, ny fiombonan’ny olona masina,
ny famelan-keloka , ny fitsanganan'ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay.
Amena

«
»
Aller au haut
change background image color
JSN Boot template designed by JoomlaShine.com