Concert_STK_Sud_2016

Loading script and Flickr images

La FPMA croit en Dieu le Père, en son Fils Jésus-Christ et en L'Esprit-Saint.

Croit et reconnaît que Jésus-Christ est Seigneur, Dieu et unique Sauveur du monde.

Croit et reconnaît que l'Évangile est la Puissance de Dieu pour le Salut de tous les croyants.

Reconnaît et enseigne à ses memmbres que la Parole de Dieu, contenue dans les Saintes Écritures, Ancien Testament et Nouveau Testament, constitue pour elle, la source et la règle sur lesquels s'appuient sa foi, sa vie, sa doctrine et ses œuvres.

Reconnaît et adopte la Confession de foi commune à l' Église Universelle (Symboles Oecuméniques) que sont le Symbole des Apôtres, le Symbole de Nicée et le Symbole d'Athanase.

Approuve et adopte l'interprétation de l'Évangile selon les écrits des réformateurs, notamment la Confession de Foi d'Augsbourg invariata et la Confession de Foi de la Rochelle.

Ny FPMA dia  mino an’Andriamanitra Ray, Jesoa Kristy Zanany, ary ny Fanahy Masina,

Mino sy manaiky fa Jesoa Kristy no Tompo, Andriamanitra ary hany Mpamonjy tokana izao tontolo izao,

Mino sy manaiky fa ny Filazantsara dia Herin’Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino,

Manaiky sy mampianatra ny mpikambana ao aminy fa ny Tenin’Andriamanitra, voarakitra ao amin’ny Soratra Masina, Fanekempihavanana taloha sy Fanekempihavanana vaovao, no loharano sy fitsipika anankinany ny finoany, ny fiainany, ny fotopinoany sy ny asany.

Manaiky ary mandray ho an’ny tenany ny Fiekem-pinoana iombonan’ny Fiangonana manerana izao tontolo izao (Fiekempinoana ekiomenika), dia ny Fiekem-pinoana apostolika, ny Fikem-pinoana tany Nisea ary ny Fiekem-pinoan’i Athanase,

Mankato ny mandray ny famoahan-kevitry ny Filazantsara araka ny soratra navelan’ireo Mpanitsy Fivavahana, indrindra fa ny Confession de foi tany Augsbourg invariata sy ny Confession de Foi de la Rochelle.

«
»
Aller au haut
JSN Boot template designed by JoomlaShine.com