nouvelle page d’accueil 22 janvier
Péricope
Les textes bibliques de chaque dimanche
/
Péricope 10/01/2021
Isaia 55 : 1 – 11 1 [Fiantsoana ny olona rehetra handray ny fahavoavan’Andriamanitra] He! ianareo rehetra izay mangetaheta, mankanesa amin’ny rano! Ary ianareo izay tsy manam-bola, avia, mividia, ka homàna! Eny, avia, mividia divay sy ronono, nefa tsy amim-bola, na amin-karena. 2 Nahoana ianareo no mandany vola amin’izay tsy hanina, ary ny vokatry ny …
Péricope 03/01/2021
Isaia 60 : 1 – 6 1 [Ny ho voninahitr’i Jerosalema amin’ny andro ho avy] Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr’i Jehovah efa miposaka aminao.2 Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, ary ny aizim-pito manarona ny firenena; fa aminao kosa no iposahan’i Jehovah, ary aminao no isehoan’ny voninahiny.3 Ary ny firenena …