
Péricope du Dimanche 13 Septembre 2026
Ancien Testament Genesisy 50 : 15 – 21 (MRV) Ny fiafaran’ny fiainan’i Josefa15 Rehefa hitan’ny rahalahin’i Josefa fa maty ny rainy dia hoy izy ireo : Sao dia hankahala antsika i Josefa ka hamaly antsika tokoa noho ny ratsy rehetra nataontsika taminy !16 Koa nandefa iraka nankany amin’i Josefa izy ireo ka niteny hoe: Nanafatra […]
Péricope du Dimanche 13 Septembre 2026 Lire la suite »
Péricope








