Péricope

Péricope du Dimanche 21 Juin 2026

Ancien testament Jeremia 20 : 10 -13 (MRV) Manankina ny tenany amin’Andriamanitra ny mpaminany10 Fa reko ny endrikendriky ny besinimaro, misy fampangorohoroana manodidina, torio, eny, hotorìntsika koa izy; izay rehetra tsara fihavanana amiko dia miandry izay hahalavoako ka miteny hoe: Angamba ho voataona izy, dia horesentsika sy hovalìntsika.11 Kanefa NY TOMPO dia momba ahy toy

Péricope du Dimanche 21 Juin 2026 Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 31 Mai 2026 – Trinité

Genèse Genesisy 1.1 – 2.4a (MRV) Nahary izao rehetra izao sy ny olombelona Andriamanitra1.1 Tamin’ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.1.2 Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary haizina no teo ambonin’ny lalina. Ary ny Fanahin’Andriamanitra nanomba teo ambonin’ny rano.1.3 Ary Andriamanitra niteny hoe: Misia mazava! Dia nisy mazava.1.4 Ary

Péricope du Dimanche 31 Mai 2026 – Trinité Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 17 Mai 2026

Actes des Apôtres Asan’ny Apostoly 1 : 12 – 14 (MRV) Ny fiombonan’ny Apostoly12 Dia niverina nankany Jerosalema izy ireo rehefa avy teo amin’ny tendrombohitra atao hoe Oliva izay akaikin’i Jerosalema, halaviran-dalana azo aleha amin’ny Sabata.13 Rehefa tafiditra ny tanàna izy ireo dia niakatra ho any amin’ny efitra ambony rihana izay nipetrahany; i Petera, i

Péricope du Dimanche 17 Mai 2026 Lire la suite »

Péricope

Péricope du Jeudi 14 Mai 2026 – Ascension

Actes des Apôtres Asan’ny Apostoly 1 : 1 – 11 (MRV) Eo am-piandrasana ny Fanahy Masina1 Ry Teofilo, Ilay boky voalohany dia nosoratako momba izay natombok’i Jesosy natao sy nampianarina,2 hatramin’ny andro nampiakarana Azy, rehefa avy nodidiany tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina ny Apostoly izay nofidiny.3 Niseho tamin’ireo tamin’ny famantarana maro koa Izy fa velona, taorianan’ny

Péricope du Jeudi 14 Mai 2026 – Ascension Lire la suite »

Péricope
Retour en haut