
Péricope du Dimanche 03 Mai 2026
Actes des Apôtres Asan’ny Apostoly 6 : 1 – 7 (MRV) Ireo fito lahy voafidy ho mpanampy ny Apostoly1 Tamin’izany andro izany, rehefa nihamaro ny isan’ny mpianatra, dia nisy fimonomononan’ny Helenista tamin’ny Hebreo, satria tsy mba voajery tamin’ny fanampiana isanandro ny mpitondratenany.2 Ary nampiantso ny mpianatra rehetra ny roa amby folo lahy ka nilaza taminy […]
Péricope du Dimanche 03 Mai 2026 Lire la suite »
Péricope








