
Péricope du Dimanche 01 Mars 2026 – Carême II
Ancien Testament Genesisy 12 : 1 – 4 (MRV) 1 Ary hoy NY TOMPO tamin’i Abrama: Mandehana miala amin’ny taninao sy ny havanao ary ny tranon’ny rainao hankany amin’ny tany izay hasehoko anao.2 Hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ho fitahiana tokoa ianao.3 Hitahy izay manisy soa anao Aho, […]
Péricope du Dimanche 01 Mars 2026 – Carême II Lire la suite »
Péricope








