
Péricope du Dimanche 05 Janvier 2025
Ancien Testament ISAIA 60 : 1 – 6 (MRV) 1 Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitry NY TOMPO no efa miposaka aminao.2 Fa indro, manarona ny tany ny haizina, ary manarona ny firenena ny haizim-pito; fa aminao kosa no iposahan’NY TOMPO, ary aminao no isehoan’ny voninahiny.3 Manatona ny fahazavanao ny firenena maro […]
Péricope du Dimanche 05 Janvier 2025 Lire la suite »
Péricope








