
Péricope du Dimanche 03 Novembre
Ancien Testament Deoteronomia 6 : 2 – 6 (MRV) 2 mba hatahoranao NY TOMPO Andriamanitrao, hitandremanao ny lalànany rehetra sy ny didiny izay omeko anao, dia ianao sy ny zanakao ary ny zafinao, amin’ny andro rehetra hiainanao, mba ho maro andro ianao.3 Koa mihainoa, ry Israely, ary mitandrema amin’ny fanarahana izany, mba hahita soa ianao […]
Péricope du Dimanche 03 Novembre Lire la suite »
Péricope








