Péricope

Péricope du Jeudi 09 Mai – Ascension

Actes des Apôtres Asan’ny Apostoly 1 : 1 – 11 (MRV) 1 Ry Teofilo, Ilay boky voalohany dia nosoratako momba izay natombok’i Jesosy natao sy nampianarina,2 hatramin’ny andro nampiakarana Azy, rehefa avy nodidiany tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina ny Apostoly izay nofidiny.3 Niseho tamin’ireo tamin’ny famantarana maro koa Izy fa velona, taorianan’ny nijaliany; eny, niseho tamin’izy […]

Péricope du Jeudi 09 Mai – Ascension Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 14 Avril

Acte des Apôtres Asan’ny Apostoly 3 : 13 – 19 (MRV) 13 Andriamanitr’i Abrahama, Andriamanitr’Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an’i Jesosy Mpanompony, izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan’i Pilato, rehefa nokasainy halefa.14 Ianareo kosa dia nandà Ilay Masina sy Marina ka mpamono olona no nangatahinareo halefa ho anareo;15 fa ny

Péricope du Dimanche 14 Avril Lire la suite »

Péricope
Retour en haut