
Péricope du Dimanche 14 Avril
Acte des Apôtres Asan’ny Apostoly 3 : 13 – 19 (MRV) 13 Andriamanitr’i Abrahama, Andriamanitr’Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an’i Jesosy Mpanompony, izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan’i Pilato, rehefa nokasainy halefa.14 Ianareo kosa dia nandà Ilay Masina sy Marina ka mpamono olona no nangatahinareo halefa ho anareo;15 fa ny […]
Péricope du Dimanche 14 Avril Lire la suite »
Péricope








