
Péricope du Dimanche 11 Février 2024
Ancien testament Levitikosy 13 : 1 – 2, 45 – 46 [MRV] 1 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe:2 Raha misy mamontsina eo amin’ny hoditry ny nofon’ny olona, na misy manakompery na misy mifaritra mangirana ka eo amin’ny hoditry ny nofony tahaka ny habokana izany, dia hoentina ho eo amin’i Arona […]
Péricope du Dimanche 11 Février 2024 Lire la suite »
Péricope




