Haja RAMAROSON

Jésus le pain de vie

Moi, je suis le pain vivant descendu des cieux. Si quelqu’un mange de ce pain, il vivra pour toujours.» Jean 6:51a Après le miracle de la multiplication des pains, les gens sont si émerveillés qu’ils voulaient s’emparer de Jésus de force pour le faire roi sur-le-champ ! Mais il semble que Jésus soit déçu. Il […]

Jésus le pain de vie Lire la suite »

Enseignement Spirituel

Péricope du Dimanche 18 Aout

Ancien Testament Ohabolana 9 : 1 – 6 (MRV) Ny fanasana ataon’ny Fahendrena1 Efa nanorina ny tranony ny Fahendrena, efa nipaika ny andriny fito izy.2 Efa namono ny bibiny sy nangaroharo ny divainy izy ary efa namelatra ny latabany koa.3 Efa naniraka ny mpanompovaviny izy; miantso eny an-tampon’ny toerana avo eny an-tanàna izy ka miteny

Péricope du Dimanche 18 Aout Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 04 Aout

Ancien Testament Eksodosy 16 : 2 – 15 (MRV) 2 Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona tany an-tany efitra ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo3 ka hoy izy ireo: Inay anie izahay mba matin’ny tanan’NY TOMPO tany amin’ny tany Ejipta, raha nipetraka teo anilan’ny vilany fahandroan-kena mba nihinan-kanina ka voky! Fa nitondra anay nivoaka ho atỳ

Péricope du Dimanche 04 Aout Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 28 Juillet

Ancien Testament 2 Mpanjaka 4 : 42 – 44 (MRV) Ny nampitomboana ny mofo42 Nisy lehilahy avy tany Baala-Salisa nitondra mofo avy amin’ny voaloham-bokatra ho an’ny lehilahin’Andriamanitra, dia mofo varimbazaha roapolo sy salohim-bary maitso tao an-kitapo. Hoy anefa i Elisa: Omeo ny olona ireny hohaniny.43 Hoy ny mpanompony: Hataoko ahoana no fametraka ity eo anoloan’ny

Péricope du Dimanche 28 Juillet Lire la suite »

Péricope
Retour en haut