Péricope du Dimanche 27 Septembre 2026
Ancien Testament Ezekiela 18 : 25 – 28 (MRV) 25 Nefa hoy ianareo: Tsy marina ny lalan’ny Tompo. Mihainoa ange, ry taranak’Israely! Moa ny lalako va no tsy marina? Tsy ny lalanareo va no tsy marina ?26 Raha ny marina no miala amin’ny fahamarinany ary manao meloka ka maty amin’izany dia maty noho ny heloka […]
Péricope du Dimanche 27 Septembre 2026 Lire la suite »
Péricope








