
Péricope du Dimanche 19 Juillet 2026
Ancien Testament Isaia 44 : 6 – 8 (MRV) 6 Izao no lazain’NY TOMPO, Mpanjakan’ny Israely, Mpanavotra azy, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao : Izaho no voalohany ary Izaho no farany, koa tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.7 Ary iza moa no tahaka Ahy? Aoka izy hiteny mafy ! Aoka izy hanambara sy handahatra Amiko izay […]
Péricope du Dimanche 19 Juillet 2026 Lire la suite »
Péricope







