
Péricope du Jeudi 14 Mai 2026 – Ascension
Actes des Apôtres Asan’ny Apostoly 1 : 1 – 11 (MRV) Eo am-piandrasana ny Fanahy Masina1 Ry Teofilo, Ilay boky voalohany dia nosoratako momba izay natombok’i Jesosy natao sy nampianarina,2 hatramin’ny andro nampiakarana Azy, rehefa avy nodidiany tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina ny Apostoly izay nofidiny.3 Niseho tamin’ireo tamin’ny famantarana maro koa Izy fa velona, taorianan’ny […]
Péricope du Jeudi 14 Mai 2026 – Ascension Lire la suite »
Péricope








