
Péricope de la Semaine sainte
Péricope de la Semaine sainte Lire la suite »
PéricopeSalamo 27 (MRV) 1 NY TOMPO no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako ? NY TOMPO no fiarovana mafy ho an’ny aiko; iza no hangovitako ?2 Raha manatona ahy mba hihinana ny nofoko ny ratsy fanahy izay fahavaloko sy rafiko dia izy tenany ihany no tafintohina ka lavo.3 Na dia misy tafika mitoby hiady
Péricope du Lundi 30 Mars 2026 (Lundi saint) Lire la suite »
UncategorizedSalamo 71 (MRV) 1 Ianao, TOMPO ô, no itokiako; aoka tsy ho menatra mandrakizay aho !2 Vonjeo amin’ny fahamarinanao aho ka afaho ! Atongilano amiko ny sofinao ka vonjeo aho !3 Aoka ho vatolampy fonenana hohatoniko mandrakariva Ianao izay efa nandidy hamonjy ahy; fa harambatoko sy manda fiarovana ho ahy Ianao !4 Ry Andriamanitro ô,
Péricope du Mardi 31 Mars 2026 (Mardi saint) Lire la suite »
UncategorizedSalamo 69 (MRV) 1 Vonjeo aho, Andriamanitra ô, fa efa mihatra amin’ny aiko ny rano.2 Milentika amin’ny fotaka mandrevo aho ka tsy misy hifaharana; efa miditra amin’ny rano lalina aho ka mandifotra ahy ny riaka.3 Sasatry ny mitaraina aho, maimay ny tendako; pahina ny masoko raha miandry an’Andriamanitro aho.4 Maro noho ny volon-dohako ny isan’izay
Péricope du Mercredi 01 Avril 2026 (Mercredi saint) Lire la suite »
UncategorizedSalamo 116 (MRV) 1 Izaho dia tia NY TOMPO satria efa nandre ny feon’ny fifonako Izy;2 satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy; dia hiantso aho raha mbola velona koa.3 Nihodidina tamiko ny famatoran’ny fahafatesana ary nahazo ahy ny fahorian’ny fitoeran’ny maty; nahita fahoriana sy alahelo aho.4 Dia niantso ny anaran’NY TOMPO aho hoe: Mifona
Péricope du Jeudi 02 Avril 2026 (Jeudi saint) Lire la suite »
UncategorizedSalamo 31 (MRV) 1 TOMPO ô! Ianao no ialofako. Aoka tsy hitsanga-menatra akory aho mandrakizay ! Afaho amin’ny fahamarinanao aho !2 Atongilano amiko ny sofinao, faingàna hanafaka ahy ! Aoka ho vatolampiko fiarovana mafy Ianao mba hamonjena ahy !3 Fa harambatoko sy manda fiarovana ho ahy Ianao ary noho ny anaranao no hitondranao sy hitarihanao
Péricope du Vendredi 03 Avril 2026 (Vendredi saint) Lire la suite »
UncategorizedSalamo 30 (MRV) 1 Hanandratra Anao aho, TOMPO ô, fa nanintona ahy niakatra Ianao; tsy navelanao hifalian’ny fahavaloko aho.2 TOMPO Andriamanitro ô ! nitaraina taminao aho dia nanasitrana ahy Ianao.3 TOMPO ô, efa nampiakatra ahy avy tany amin’ny fitoeran’ny maty Ianao; nampody ny aiko Ianao mba tsy ho isan’izay midina any an-davaka aho.4 Mankalazà NY
Péricope du Samedi 04 Avril 2026 (Samedi saint) Lire la suite »
Uncategorized
Ancien Testament Isaia 50 : 4 – 7 (MRV) 4 NY TOMPO Andriamanitra no nanome Ahy ny lelan’ny efa mahay, mba hahaizako milaza teny hampatanjaka izay reraka; fohaziny isa-maraina isa-maraina Aho; eny, fohaziny ny sofiko mba hihaino tahaka ny efa mahay.5 Nanokatra ny sofiko NY TOMPO Andriamanitra ary tsy nanohitra na nihemotra Aho.6 Natolotro ho
Péricope du Dimanche 29 Mars 2026 – Rameaux Lire la suite »
Péricope
Ancien Testament Ezekiela 37 : 12 – 14 (MRV) 12 Koa maminania ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, ry oloko, Izaho no hanokatra ny fasanareo, ary hampiakariko avy amin’ny fasanareo ianareo ka ho entiko ho any amin’ny tanin’ny Israely;13 dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO, rehefa manokatra ny fasanareo Aho,
Péricope du Dimanche 22 Mars 2026 – Carême V Lire la suite »
Péricope
Ancien Testament 1 Samoela 16 : 1 – 13 (MRV) Manosotra an’i Davida ho mpanjakan’ny Israely i Samoela1 Hoy NY TOMPO tamin’i Samoela : Mandra-pahoviana no halahelovanao an’i Saoly, nefa Izaho efa nandà azy tsy ho mpanjakan’ny Israely ? Fenoy diloilo ny tandrokao ka mandehana, fa hirahiko ho any amin’i Jese betlehemita ianao; fa efa nahita
Péricope du Dimanche 15 Mars 2026 – Carême IV Lire la suite »
Péricope