Zaikabe-paritany 01-02 Février 2025
.
Zaikabe-paritany 01-02 Février 2025 Lire la suite »
UncategorizedLa FPMA a comme orientation théologique « une communion en mission ». Cette communion à vivre au sein de l’Église procède de celle qui unit le Père, le Fils et le Saint- Esprit. Elle est don de la communion divine, et Dieu donne en Se donnant. C’est la communion des croyants au sein de l’Église unie
Communion en mission Lire la suite »
UncategorizedIsaia 55 : 1 – 13 (MRV) Ianareo rehetra izay mangetaheta, avia!1 E! Ianareo rehetra izay mangetaheta! Mankanesa amin’ny rano; ary ianareo izay tsy manam-bola, avia, mividiana ka homana; eny, avia, mividiana divay sy ronono, nefa tsy amim-bola na amin-karena!2 Nahoana ianareo no mandany vola amin’izay tsy hanina? Nahoana ianareo no misasatra amin’izay tsy mahavoky?
Péricope du Samedi 30 Mars 2024 (Samedi saint) Lire la suite »
UncategorizedIsaia 52.13 – 53.12 (MRV) Ny fanaovana tsinontsinona ny Mpanompon’NY TOMPO sy ny fanamarinana azy52.13 Indro, hambinina ny Mpanompoko; hisandratra sy ho ambony Izy ka ho avo indrindra.52.14 Fa toy ny nigagan’ny maro Anao, simba ny tarehiny ka ohatra ny tsy tarehin’olombelona akory,ary ny endriny dia ohatra ny tsy endriky ny zanak’olombelona.52.15 Toy izany no
Péricope du Vendredi 29 Mars 2024 (Vendredi saint) Lire la suite »
UncategorizedEksodosy 12 : 1 – 14 (MRV) Ny Paska1 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona teo amin’ny tany Ejipta hoe:2 Ity volana ity no volana voalohany ho anareo; ho volana voalohany amin’ny taona ho anareo izany.3 Mitenena ianareo amin’ny fiangonan’ny Israely manontolo hoe: Amin’ny andro fahafolo amin’ity volana ity dia aoka haka
Péricope du Jeudi 28 Mars 2024 (Jeudi saint) Lire la suite »
UncategorizedMarka 15 : 1 – 15 (MRV) Ny nitsaran’i Pilato an’i Jesosy1 Ary raha vao maraina ny andro, ireo lehiben’ny mpisorona sy ny loholona ary mpanoradalàna mbamin’ny Sinedriona manontolo, dia nivory niara-nihevitra, koa rehefa avy namatotra an’i Jesosy izy dia nitondra Azy ka nanolotra Azy tamin’i Pilato.2 Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va
Péricope du Mercredi 27 Mars 2024 (Mercredi saint) Lire la suite »
UncategorizedMarka 14 : 66 – 72 (MRV) Ny nandavan’i Petera an’i Jesosy66 Ary raha mbola teo ambany, teo an-kianja i Petera, dia avy ny iray tamin’ny ankizivavin’ny Mpisoronabe.67 Nony nahita an’i Petera namindro izy dia nijery azy ary niteny hoe: Ianao koa dia niaraka tamin’Ilay Nazareana atao hoe Jesosy.68 Nandà anefa izy ka niteny hoe:
Péricope du Mardi 26 Mars 2024 (Mardi saint) Lire la suite »
UncategorizedMarka 14 : 53 – 65 (MRV) Ny nitsaran’ny Sinedriona an’i Jesosy53 Ary nitondra an’i Jesosy ho any amin’ny Mpisoronabe izy ireo; ary nivory ireo lehiben’ny mpisorona rehetra sy ireo loholona ary ireo mpanoradalàna.54 Ary i Petera dia nanaraka Azy teny lavidavitra teny hatrany anatin’ny kianjan’ny tranon’ny Mpisoronabe. Ary niara-nipetraka teo amin’ny mpiandry raharaha izy
Péricope du Lundi 25 Mars 2024 (Lundi saint) Lire la suite »
Uncategorized