
Péricope du Dimanche 08 Mars 2026 – Carême III
Ancien Testament Eksodosy 17 : 3 – 7 (MRV) 3 Teo no nangetaheta ny olona ka nimonomonona tamin’i Mosesy ary niteny hoe: Nahoana no noentinao niakatra niala tany Ejipta ho fatin’ny hetaheta izahay sy ny zanakay ary ny bibinay ?4 Ary nitaraina tamin’NY TOMPO i Mosesy hoe: Inona no hataoko amin’ireto olona ireto? Mila hitora-bato […]
Péricope du Dimanche 08 Mars 2026 – Carême III Lire la suite »
Péricope








