
Péricope du Dimanche 31 Mars 2024 – Pâques
Acte des Apôtres Asan’ny Apostoly 10 : 34 – 43 (MRV) Ny toritenin’i Petera34 Dia niloa-bava i Petera ka niteny hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra;35 fa amin’ny firenena rehetra, izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.36 Ianareo mahalala ny teny izay nampitondrainy ho amin’ny Zanak’Israely, mitory teny […]
Péricope du Dimanche 31 Mars 2024 – Pâques Lire la suite »
Péricope


