
Péricope du Dimanche 17 Mars 2024 – Carême V
Ancien testament Jeremia 31 : 31 – 34 (MRV) Ny fanekena vaovao31 Indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO, izay hanaovako fanekena vaovao amin’ny taranak’Israely sy amin’ny taranak’i Joda,32 nefa tsy tahaka ny fanekena nataoko tamin’ny razany tamin’ny andro nitantanako azy nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta; fa izy ireny dia nivadika ny fanekeko, nefa […]
Péricope du Dimanche 17 Mars 2024 – Carême V Lire la suite »
Péricope








