
Péricope du Dimanche 23 Juin
Ancien Testament Isaia 49 : 1 – 6 (MRV) 1 Mihainoa Ahy, ry nosy! Atongilano ny sofinareo, ry firenena lavitra! NY TOMPO efa niantso Ahy hatrany am-bohoka, hatry ny fony Aho mbola tao an-kibon’Ineny no efa notsarovany ny anarako.2 Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; tao amin’ny aloky ny tanany no nanafenany Ahy. Nataony […]
Péricope du Dimanche 23 Juin Lire la suite »
Péricope








