
AMF Lyon – Bodo
AMF Lyon – Bodo Lire la suite »
Actualités
Ancien Testament Genesisy 2 : 18 – 24 (MRV) 18 Ary NY TOMPO Andriamanitra niteny hoe: Tsy tsara raha irery Ralehilahy; hanaovako vady sahaza azy izy.19 Ary vovo-tany no namolavolan’NY TOMPO Andriamanitra ny biby rehetra sy ny voromanidina rehetra. Dia noentiny tany amin-dRalehilahy ireny mba hahitany izay anarana hiantsoany azy avy; koa izay rehetra niantsoan-dRalehilahy
Péricope du Dimanche 06 Octobre Lire la suite »
Péricope
Ancien Testament Nomery 11 : 25 – 29 (MRV) 25 Ary nidina teo amin’ny rahona Jehovah ka niteny taminy, dia nangalany ny Fanahy izay tao amin’i Mosesy ka napetrany tao amin’ny loholona fito-polo lahy; ary raha mbola nitoetra tao aminy ny Fanahy, dia naminany izy, nefa tsy nanao intsony.26 Fa nisy roa lahy nijanona teo
Péricope du Dimanche 29 Septembre Lire la suite »
Péricope
Ancien Testament Jeremia 11 : 18 – 20 (MRV) 18 Nampahafantarin’NY TOMPO aho ka nahalala; nasehonao ahy tamin’izany ny fanaony.19 Fa izaho dia tahaka ny zanak’ondry bonaika izay entina hovonoina; ary tsy fantatro fa izao no tetika nataony namelezany ahy: Aoka hosimbaintsika ny hazo mbamin’ny voany, ary aoka hofongorantsika hiala amin’ny tanin’ny velona izy mba
Péricope du Dimanche 22 Septembre Lire la suite »
Péricope
Ancien Testament Isaia 50 : 5 – 9 (MRV) 5 Nanokatra ny sofiko NY TOMPO Andriamanitra ary tsy nanohitra na nihemotra Aho.6 Natolotro ho amin’ny mpikapoka ny lamosiko ary ny takolako ho amin’izay manongotra ny volombavako. Tsy nafeniko tamin’ny henatra sy ny rora ny tavako.7 Nefa NY TOMPO Andriamanitra no namonjy Ahy ka tsy resin-kenatra
Péricope du Dimanche 15 Septembre Lire la suite »
Péricope
Ancien Testament Isaia 35 : 4 – 7 (MRV) 4 Lazao amin’izay mitebiteby hoe: Mahereza, aza matahotra, indro Andriamanitrareo! Avy mitondra famaliana Izy, dia ny famalian’Andriamanitra; eny, Izy tokoa no ho avy ka hamonjy anareo.5 Dia hampahiratina ny mason’ny jamba ary hampandrenesina ny sofin’ny marenina.6 Hitsambikina tahaka ny diera ny mandringa ary hihoby ny lelan’ny
Péricope du Dimanche 08 Septembre Lire la suite »
Péricope
Ancien Testament Deoteronomia 4 : 1 – 8 (MRV) 1 Ary ankehitriny, ry Israely, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay ampianariko anareo harahinareo, mba ho velona ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen’NY TOMPO, Andriamanitry ny razanareo anareo.2 Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin’NY
Péricope du Dimanche 01 Septembre Lire la suite »
Péricope
Mes frères et sœurs, vous qui avez foi en notre Seigneur de gloire, Jésus Christ, n’avantagez personne. Jacques 2:1 Votre valeur réelle est basée sur la valeur de votre âme, et non sur des aspects extérieurs.Jésus est « notre glorieux Seigneur » (Jacques 2:1) – le Souverain qui règne sur toute sa création, et celui en qui
Au-delà des apparences Lire la suite »
Enseignement Spirituel
Ancien Testament Josoa 24 : 1 – 18 (MRV) 1 Ary nanangona ny fokon’ny Israely rehetra tany Sekema i Josoa ka niantso ny loholon’ny Israely, ny lehibeny, ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy, dia niara-niseho teo anatrehan’Andriamanitra izy ireo.2 Ary hoy i Josoa tamin’ny vahoaka rehetra: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Tany
Péricope du Dimanche 25 Aout Lire la suite »
Péricope