Haja RAMAROSON

Péricope du Dimanche 25 Aout

Ancien Testament Josoa 24 : 1 – 18 (MRV) 1 Ary nanangona ny fokon’ny Israely rehetra tany Sekema i Josoa ka niantso ny loholon’ny Israely, ny lehibeny, ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy, dia niara-niseho teo anatrehan’Andriamanitra izy ireo.2 Ary hoy i Josoa tamin’ny vahoaka rehetra: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Tany […]

Péricope du Dimanche 25 Aout Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 18 Aout

Ancien Testament Ohabolana 9 : 1 – 6 (MRV) Ny fanasana ataon’ny Fahendrena1 Efa nanorina ny tranony ny Fahendrena, efa nipaika ny andriny fito izy.2 Efa namono ny bibiny sy nangaroharo ny divainy izy ary efa namelatra ny latabany koa.3 Efa naniraka ny mpanompovaviny izy; miantso eny an-tampon’ny toerana avo eny an-tanàna izy ka miteny

Péricope du Dimanche 18 Aout Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 04 Aout

Ancien Testament Eksodosy 16 : 2 – 15 (MRV) 2 Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona tany an-tany efitra ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo3 ka hoy izy ireo: Inay anie izahay mba matin’ny tanan’NY TOMPO tany amin’ny tany Ejipta, raha nipetraka teo anilan’ny vilany fahandroan-kena mba nihinan-kanina ka voky! Fa nitondra anay nivoaka ho atỳ

Péricope du Dimanche 04 Aout Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 28 Juillet

Ancien Testament 2 Mpanjaka 4 : 42 – 44 (MRV) Ny nampitomboana ny mofo42 Nisy lehilahy avy tany Baala-Salisa nitondra mofo avy amin’ny voaloham-bokatra ho an’ny lehilahin’Andriamanitra, dia mofo varimbazaha roapolo sy salohim-bary maitso tao an-kitapo. Hoy anefa i Elisa: Omeo ny olona ireny hohaniny.43 Hoy ny mpanompony: Hataoko ahoana no fametraka ity eo anoloan’ny

Péricope du Dimanche 28 Juillet Lire la suite »

Péricope
Retour en haut