
Péricope du Dimanche 13 Octobre
Ancien Testament Ohabolana 3 : 13 – 20 (MRV) 13 Sambatra izay olona mahita fahendrena sy izay olona mahazo fahalalana!14 Aleo mikatsaka tombony avy aminy, toy izay mikatsaka tombony avy amin’ny volafotsy, ary ny tombom-barotra avy aminy dia mihoatra noho ny volamena;15 sarobidy noho ny voahangy izy, ary izay rehetra irinao dia tsy misy azo […]
Péricope du Dimanche 13 Octobre Lire la suite »
Péricope








