Haja RAMAROSON

Péricope du Dimanche 20 Octobre

Ancien Testament Isaia 53 : 10 – 11 (MRV) 10 Nefa sitraky NY TOMPO ny hanorotoro sy hampangirifiry Azy; rehefa manolotra ny tenany ho fanati-panonerana Izydia hahita taranaka sady ho maro andro, ary hotanterahina eo an-tanany ny sitrapon’NY TOMPO.11 Noho ny fisasaran’ny fanahiny dia hahita mazava Izy ka ho afa-po. Ny fahalalana Azy no hanamarinan’ny […]

Péricope du Dimanche 20 Octobre Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 06 Octobre

Ancien Testament Genesisy 2 : 18 – 24 (MRV) 18 Ary NY TOMPO Andriamanitra niteny hoe: Tsy tsara raha irery Ralehilahy; hanaovako vady sahaza azy izy.19 Ary vovo-tany no namolavolan’NY TOMPO Andriamanitra ny biby rehetra sy ny voromanidina rehetra. Dia noentiny tany amin-dRalehilahy ireny mba hahitany izay anarana hiantsoany azy avy; koa izay rehetra niantsoan-dRalehilahy

Péricope du Dimanche 06 Octobre Lire la suite »

Péricope

Péricope du Dimanche 08 Septembre

Ancien Testament Isaia 35 : 4 – 7 (MRV) 4 Lazao amin’izay mitebiteby hoe: Mahereza, aza matahotra, indro Andriamanitrareo! Avy mitondra famaliana Izy, dia ny famalian’Andriamanitra; eny, Izy tokoa no ho avy ka hamonjy anareo.5 Dia hampahiratina ny mason’ny jamba ary hampandrenesina ny sofin’ny marenina.6 Hitsambikina tahaka ny diera ny mandringa ary hihoby ny lelan’ny

Péricope du Dimanche 08 Septembre Lire la suite »

Péricope
Retour en haut