Péricope du Mercredi 27 Mars 2024 (Mercredi saint)
Marka 15 : 1 – 15 (MRV) Ny nitsaran’i Pilato an’i Jesosy1 Ary raha vao maraina ny andro, ireo lehiben’ny mpisorona sy ny loholona ary mpanoradalàna mbamin’ny Sinedriona manontolo, dia nivory niara-nihevitra, koa rehefa avy namatotra an’i Jesosy izy dia nitondra Azy ka nanolotra Azy tamin’i Pilato.2 Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va […]
Péricope du Mercredi 27 Mars 2024 (Mercredi saint) Lire la suite »
Uncategorized