Péricope

Péricope du Dimanche 07 Avril

Acte des Apôtres Asan’ny Apostoly 4 : 32 – 35 (MRV) Ny nifankatiavan’ny mpianatra sy ny fahazotoany32 Niray fo sy fanahy ny olona rehetra izay nino ka tsy nisy na dia iray aza nanonona ny fananany ho azy manokana, fa niombonany avokoa ny zavatra rehetra nananany.33 Tamin’ny hery be no nanambaràn’ny Apostoly ny nitsanganan’i Jesosy […]

Péricope du Dimanche 07 Avril Lire la suite »

Péricope
Retour en haut